Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:63 - Baiboly Katolika

63 Ren’i Jônatasy tamin’izay, fa tonga ao Kadesa any Galilea ny jeneralin’i Demetriosa, nitondra tafika lehibe mikendry ny hisakana azy amin’ity asa efa natombony;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

63 Ren’i Jônatàna tamin’izay fa tonga ao Kedesa any Galilea ireo jeneralin’i Demetry sady nitondra tafika goavana hisakanana azy amin’ity asa tontosainy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:63
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra