Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:61 - Baiboly Katolika

61 Avy ao izy, dia nankao Gazà. Nohidin’ny mponina teo anoloany ny vavahadiny, ka nataony fahirano ny tanàna, nodorany ny manodidina azy, sady namaboany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

61 Avy teo izy dia nankany Gazà; saingy nanidy vavahady teo anoloan’i Jônatàna ny mponina, ka sady nataony fahirano ny tanàna no namaboany sy nodorany ny tanàna madinika manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:61
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra