Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:60 - Baiboly Katolika60 Nivoaka i Jônatasy tamin’izany, ka rafitra nitety ny tany rehetra mbamin’ny tanàna tany an-dafin’ny ony, ary nivory homba azy sy hiara-miady aminy avokoa, ny miaramila rehetra tany Siria. Dia tonga tao Askalôna izy, ka samy tamy nitsena sy nanome voninahitra lehibe azy ny mponina tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara60 Niainga i Jônatàna tamin’izay, ka nitety ny faritany manontolo andrefan’i Eofrata ary nifindrafindra tanàna. Nivory homba azy sy hiara-miady aminy avokoa ny miaramila rehetra tany Siria. Tonga tao Askelôna izy, ka notsenain’ny mponina tamim-pomba manetriketrika. Jereo ny toko |