Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:58 - Baiboly Katolika58 Niaraka tamin’izay, dia nampitondra kapoaka volamena maromaro sy ny fanaka fomban-databatra iray ho azy izy, ary nanome alalana azy hisotro amin’ny kapoaka volamena sy hitafy jaky ary hitondra jaigrafy volamena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara58 Nandefasany vazy volamena sy fanaka fomban-databatra koa izy, sady nomeny lalana hisotro amina tsatokaty volamena, ary koa hitafy jaky sy hitondra jaigrafy volamena. Jereo ny toko |