Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:57 - Baiboly Katolika

57 Tamin’izany nanoratra taratasy toy izao i Antiôkosy kely ho any amin’i Jônatasy: «Hamafisiko ny maha anao ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe, atsangako hitondra ny faritany efatra ianao, ary ataoko iray laharana amin’ny sakaizan’ny mpanjaka.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

57 Tamin’izay no nanoratan’i Antiôkôsa kely taratasy ho an’i Jônatàna toy izao: «Hamafisiko amin’ny andraikitra maha mpisorombe ianao sy atsangako hitondra ny faritra efatra ary ataoko anisan’ny «sakaizan’ny mpanjaka».

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:57
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra