Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:54 - Baiboly Katolika

54 Tatỳ aorian’izany tonga kosa i Trifôna, nitondra an’i Antiôkosy mbola zaza, niantso azy ho mpanjaka, ary nametraka ny satrok’andriana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

54 Taorian’izany no tonga kosa i Trifôna, nitondra an’i Antiôkôsa. Mbola zaza izy io kanefa voatendry ho mpanjaka sy nametrahana ny satroboninahitra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:54
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra