Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:53 - Baiboly Katolika53 Nialany avokoa anefa ny fampanantenana nataony, nihatahany lavitra i Jônatasy ary tsy notanterahiny ny fikasana tsara nasehony taminy, ka nampalahelo an’io mafy izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Kanjo nialan’i Demetry avokoa ny fampanantenana nataony, ka tonga nanohitra an’i Jônatàna izy. Tsy namaly fitia ny asa soa vita izy, ary nanelingelina an’i Jônatàna mihitsy aza. Jereo ny toko |