Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:52 - Baiboly Katolika52 Dia nahazo nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany i Demetriosa mpanjaka, ary nandry feizay teo anoloany ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 Dia nahazo nipetraka teo amin’ny sezafiandrianam-panjakana ihany i Demetry mpanjaka; ary nandry feizay ny tany teo ambany fifehezany. Jereo ny toko |