Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:51 - Baiboly Katolika51 Sady dia napetrany tokoa ny fiadiany, fa ny fihavanana no nataony. Nahazo voninahitra lehibe teo anatrehan’ny mpanjaka sy teo anatrehan’izay rehetra tao anatin’ny fanjakany ny Jody ary niverina ho any Jerosalema nitondra babo betsaka izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 Sady nametraka fitaovam-piadiana tokoa ny vahoaka no nanao fanekempihavanana tamin’ny mpanjaka. Nahazo vonihahitra kosa ny Jiosy teo anatrehan’i Demetry sy teo anatrehan’ny olona rehetra manerana ny fanjakany, ka niverina ho any Jerosalema nitondra babo betsaka. Jereo ny toko |