Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:49 - Baiboly Katolika49 Nony hitan’ny mponina fa voatanan’ny Jody, azony anaovany izay tiany ny tanàna, dia niraviravy tanana izy ka nandefa fitarainana tamin’ny mpanjaka, hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara49 Voatanan’ny Jiosy araka izay tiany hanaovana azy ny tanàna Antiôkia; ka nony hitan’ny mponina izany, dia niraviravy tanana izy ary nandefa fitarainana tamin’ny mpanjaka hoe: Jereo ny toko |