Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:48 - Baiboly Katolika48 nodorany ny tanàna, ary babo be dia be no azony tamin’izay andro izay, ary voavonjiny ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Nodoran’ny Jiosy ny tanàna, sady babo be dia be no azony tamin’io andro io; ary voavonjiny koa ny mpanjaka. Jereo ny toko |