Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:47 - Baiboly Katolika

47 Fa nantsoin’ny mpanjaka tamin’izay ny Jody hamonjy azy, ka indray nivory nanodidina azy aloha ireo, vao indray nihahaka namakivaky ny tanàna, ka sahabo ho 100.000 no matiny tao androtr’izay;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Tamin’izay no nantsoin’ny mpanjaka hamonjy azy ny Jiosy, ka indray nirohotra izy rehetra nankeo aminy; avy eo dia niparitaka eran’ny tanàna ireo, ka namono nahafaty olona sahabo ho iray hetsy androtrizay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:47
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra