Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:46 - Baiboly Katolika46 Ny mpanjaka nialoha tao an-dapa; ary ny mponina nitana ny lalam-ben’ny tanàna sy efa nanomboka niady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Nibosesika teny an-dalamben’ny tanàna ireo vahoaka sady efa nanomboka namely; fa i Demetry kosa nialoka tao an-dapa. Jereo ny toko |