Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:45 - Baiboly Katolika45 Nivory tao anatin’ny tanàna ny mponina tao an-tanàna, nisy 12.000, nitady hamono ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Nisy roa alina sy iray hetsy manko ny mponin’i Antiôkia no nivory tao afovoan’ny tanàna ka nitady hamono hahafaty ny mpanjaka. Jereo ny toko |