Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:44 - Baiboly Katolika

44 Dia miaramila 3.000 izay mahery indrindra no nalefan’i Jônatasy ho any aminy, tany Antiôkia; nanatona ny mpanjaka ireo ka faly io tamin’ny fahatongavany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Dia vatan-dehilahy andiany telo anisan’ireo mahery fo indrindra no nalefan’i Jônatàna ho an’i Demetry tany Antiôkia; ka nahafaly ny mpanjaka tokoa ny fahatongavan’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra