Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:43 - Baiboly Katolika43 Koa ankehitriny dia mety ny andefasanao miaramila hamonjy ahy, fa lasa nitsoaka avokoa ny miaramilako.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Ankehitriny kosa mety ny andefasanao miaramila hamonjy ahy, fa lasa nitsoaka avokoa ny miaramilako. Jereo ny toko |