Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:42 - Baiboly Katolika42 Ka izao no nasain’i Demetriosa navaly an’i Jônatasy: «Tsy izany ihany no hataoko ho anao sy ho an’ny firenenao, fa iriko ny hameno voninahitra anao sy ny firenenao, raha vantany vao misy ahazoako manao izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Ka ny valinteny nasain’i Demetry natao tamin’i Jônatàna dia toy izao: –Tsy izany angatahinao izany ihany no hataoko ho anao sy ho an’ny firenenao, fa homeko voninahitra mitafotafo ianareo raha vantany vao misy ahazoako manao izany. Jereo ny toko |