Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:40 - Baiboly Katolika40 namoritra azy hanolotra an’ilaikely aminy, hampanjakainy handimby an-drainy; nitantara taminy izay rehetra nataon’i Demetriosa mbamin’ny fankahalan’ny miaramialany azy; naharitra andro maro no nitoerany tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Noteren’i Trifôna i Imalko hanolotra an’ilaikely aminy mba hampanjakainy handimby an-drainy; notantarainy tamin’ilay Arabo ny zavatra rehetra nataon’i Demetry mbamin’ny fankahalàn’ireto miaramila ireto azy. Naharitra andro maromaro no nitoeran’i Trifôna tao. Jereo ny toko |