Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:39 - Baiboly Katolika39 I Trifôna, izay nomban’i Aleksandra taloha, kosa, nony nahita fa nimonomonona tamin’i Demetriosa avokoa ny miaramila, dia nandeha nankany amin’i Emalkoela Arabo, izay nitaiza an’i Antiôkosy, zanak’i Aleksandra mbola tanora: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 I Trifôna, izay nomba an’i Aleksandra taloha, dia nahita fa nimonomonona tamin’i Demetry avokoa ireto miaramila ireto; ka nandeha izy nankany amin’ilay Arabo atao hoe Imalko, izay nitaiza an’i Antiôkôsa, zanakalahin’i Aleksandra mbola tanora. Jereo ny toko |