Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:37 - Baiboly Katolika37 Koa ankehitriny, aza diso ny manao kôpian’ity didy ity, halefa any amin’i Jônatasy sy hapetraka amin’ny toerana miharihary, any an-tendrombohitra masina.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Koa ankehitriny, imasoy ny hanao kopian’it taratasy ity; dia atolory an’i Jônatàna izany mba hapetrany amin’ny toerana miharihary, any an-tendrombohitra masina. Jereo ny toko |