Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:36 - Baiboly Katolika36 dia afoinay ho azy daholo. Tsy azo anovana izao soa nomena azy izao, amin’ny sisa, na oviana na oviana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Manomboka izao no mankany, dia tsy azo anovana ireo fepetra ireo na iray aza. Jereo ny toko |