Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:35 - Baiboly Katolika35 Miantomboka izao mason’andro anio izao, ny zavatra hafa rehetra fandoany ho anay, na amin’ny hetra amampahafolon-karena anjaranay na amin’ny farihy fakan-tsira aman-tsatan’andriana tsy maintsy aloany aminay, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Manomboka izao ny zavatra hafa rehetra fandoany ho ahy avy amin’ny fahafolon-karena, na avy amin’ny haban-tsena, na avy amin’ny famokaran-tsira, na avy amin’ny hetran’andriana manokana, dia anafahanay azy avokoa. Jereo ny toko |