Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:33 - Baiboly Katolika33 Izahay dia nanapa-kevitra ny hanisy soa ny firenen’ny Jody, izay sakaizanay, sy manao ny rariny aminay, noho ny fitiavana nasehony taminay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Nanapa-kevitra aho ny hanisy soa ny firenena jiosy noho ny hitsimpo asehony amiko. Sakaizantsika manko ny Jiosy ary manao ny rariny amintsika; Jereo ny toko |