Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:31 - Baiboly Katolika

31 Indro alefanay aminareo ny kôpian’ny taratasy milaza ny aminareo; nosoratanay ho an’i Lastenesa havanay, mba hahalalanareo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Indro alefanay aminao ny kopian’ny taratasy milaza ny aminareo; nosoratanay ho an’i Lastena izay anisan’ny «havan’ny mpanjaka» izany mba hampahafantarina anareo:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra