Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:3 - Baiboly Katolika

3 Isaky ny tafiditra amin’ny tanàna anankiray anefa i Ptôlemea, mametraka miaramila hiambina an’io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Kanefa isaky ny tafiditra amin’ny tanàna anankiray ity mpanjakan’i Ejipta, dia mametraka miaramila hiambina an’io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra