Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:29 - Baiboly Katolika29 Neken’ny mpanjaka izany, ka izany rehetra izany, dia nanoratany taratasy ho an’i Jônatasy toy izao: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Neken’ny mpanjaka io fangatahana io, ka naraikitra an-tsoratra ho an’i Jônatàna avokoa izany rehetra izany araka izao endrika izao: Jereo ny toko |