Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:28 - Baiboly Katolika

28 Nangataka tamin’ny mpanjaka i Jônatasy hanafaka an’i Jodea sy ireo faritany telo amin’i Samaria, amin’ny hetra rehetra, dia hanome talenta 300 izy ho valin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Nangatahin’i Jônatàna tamin’ny mpanjaka mba ho afaka amin’ny hetra rehetra i Jodea sy ireo faritra telo ao Samaria; ka hanome azy volafotsy valo arivo kilao izy ho setrin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra