Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:27 - Baiboly Katolika

27 naraikiny ho azy ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe sy ny fiamboniana rehetra nomena azy taloha, ary nasainy nosoratana ho isan’ireo filohan’ny sakaizany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Nohamafisiny ny andraikitra maha mpisorombe azy ary koa ny tombontsoa rehetra efa azony taloha; ary nasainy nosoratana ho anisan’ireo «sakaiza voalohan’ny mpanjaka» izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra