Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:26 - Baiboly Katolika26 toy ny nataon’ny mpanjaka talohany ihany no nataon’ny mpanjaka taminy: nofenoiny voninahitra teo anatrehan’ny sakaizany rehetra izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Toy ny nataon’ny mpanjaka talohany ihany no nataon’i Demetry tamin’i Jônatàna; nofenoiny voninahitra teo anatrehan’ireto rehetra atao hoe «sakaizan’ny mpanjaka» izy. Jereo ny toko |