Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:24 - Baiboly Katolika24 Naka volamena sy volafotsy ary lamba amam-panatitra hafa betsaka izy, dia nankany amin’ny mpanjaka any Ptôlemaisa ka noraisiny tsara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Naka volamena sy volafotsy ary lamba amam-panomezana hafa betsaka izy, dia nankany amin’ny mpanjaka any Ptôlemaida ka noraisiny tsara. Jereo ny toko |