Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:23 - Baiboly Katolika

23 Nony nahazo izany taratasy izany i Jônatasy dia nodidiany hotohizina ny fahirano, ary nifidy loholon’i Israely vitsivitsy sy mpisorona maromaro hiaraka aminy izy dia nanao vy very.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nony voarain’i Jônatàna izany taratasy izany, dia nodidiany hotohizina ny fahirano; ary nifidy loholona israelita vitsivitsy sy mpisorona maromaro hiaraka aminy izy, dia niseha-doza hanatona an’i Demetry.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra