Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:22 - Baiboly Katolika

22 Nahatezitra an’i Demetriosa ny nitantarana izany, ka vao nandre izany izy dia niezaka faingana nankany i Ptôlemaisa, sy nanoratra tamin’i Jônatasy hitsahatra tsy hanao fahirano ny trano mimanda sy ho tonga miaraka amin’izay hanatona azy any Ptôlemaisa mba hidinika aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nahatezitra an’i Demetry ny nandrenesana izany, ka niezaka faingana nankany Ptôlemaida izy sy nanoratra tamin’i Jônatàna hitsaharany tsy hanao fahirano ny toera-mafy sy hahatongavany malaky dia malaky any Ptôlemaida hidinika aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra