Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:19 - Baiboly Katolika19 Ary i Demetriosa no tonga mpanjaka tamin’ny taona faha-167. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia i Demetry no tonga mpanjaka tamin’ny taona faha-167. Jereo ny toko |