Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:18 - Baiboly Katolika18 Hateloana taorian’izany, dia maty i Ptôlemea mpanjaka, ka novonoin’ny mponina ny Ejiptianina tao amin’ny tanàna mimanda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Andro fahatelo taorian’izany koa dia maty i Ptôlemeo mpanjaka; ka novonoin’ny mponina ho faty ny andia-miaramila ejiptianina napetrany tany amin’ireo tanàna mimanda. Jereo ny toko |