Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:17 - Baiboly Katolika17 Kanjo notapahin’i Zabdiela Arabo ny lohan’i Aleksandra, dia nampitondrainy ho any amin’i Ptôlemea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Kanjo notapahin’ny Arabo anankiray atao hoe Zabdiela ny lohan’i Aleksandra, dia nampitondrainy ho any amin’i Ptôlemeo. Jereo ny toko |