Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:16 - Baiboly Katolika

16 Nandositra tany Arabia i Aleksandra hitady fialofana any, ka nandresy kosa i Ptôlemea mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Nandositra tany Arabia i Aleksandra mba hitady fialofana any; ka nisandratra avo ny fiambonian’i Ptôlemeo mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra