Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:15 - Baiboly Katolika15 Vao nandre i Aleksandra fa hoe navadiky ny rafozany, dia nandroso hamely azy: kanjo nalahatr’i Ptôlemea mpanjaka kosa ny tafiny, dia nandroso hikatroka aminy tamin’ny tafika lehibe izy, nataony vaky nandositra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Vao nandre ny nataon’i Ptôlemeo i Aleksandra, dia niroso hamely azy; kanefa niroso koa i Ptôlemeo ka nanehatra azy tamina tafika matanjaka, ary naharesy tosika azy. Jereo ny toko |