Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:14 - Baiboly Katolika14 Tany Silisia i Aleksandra tamin’izany andro izany, satria nikomy ny mponina tamin’izany faritany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Tany Silisia i Aleksandra tamin’izay fotoana izany, satria nikomy ny mponina tao amin’io faritra io. Jereo ny toko |