Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:13 - Baiboly Katolika13 Niditra ny tanàna Antiôkia i Ptôlemea, ka nanao ny satro-panjakàn’i Asia, ka satro-panjakana roa no indray nataony tamin’ny lohany, dia ny an’i Ejipta sy ny an’i Asia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Niditra ny tanàna Antiôkia i Ptôlemeo, dia nitonon-tena ho mpanjakan’i Azia; ka satro-panjakana roa no indray nentiny, dia ny an’i Ejipta sy ny an’i Azia. Jereo ny toko |