Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:12 - Baiboly Katolika12 Dia notsoahany tokoa ny zanany vavy ka nomeny an’i Demetriosa; hatramin’izay dia tafasaraka tamin’i Aleksandra izy, sady nitranga ampahibemaso ny fifankahalany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Dia notsoahany tokoa ny zanany vavy ka nomeny an’i Demetry. Nanomboka teo no tafasaraka tamin’i Aleksandra i Ptôlemeo; sady nitranga ampahibemaso ny fifankahalàny. Jereo ny toko |