Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:1 - Baiboly Katolika

1 Namory miaramila tsy tambo isaina hoatra ny fasika eny amoron-dranomasina sy sambo maro koa ny mpanjakan’i Ejipta, ka nitady hahazo an-kafetsena ny fanjakan’i Aleksandra, hakambana amin’ny fanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’izay i Ptôlemeo mpanjakan’i Ejipta dia namory miaramila tsy tambo isaina hoatra ny fasika amoron-dranomasina ary koa sambo maro; ka nitady hahazo an-kafetsena ny fanjakan’i Aleksandra izy mba hakambana amin’ny fanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra