Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:9 - Baiboly Katolika9 Natolotr’ireo tao amin’ny trano mimanda an’i Jônatasy ny antoka, dia natolotr’io amin’ny fianakaviany kosa izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ireto mpiambina ny toera-mafy kosa nanolotra tamin’i Jônatàna ireo Israelita voatana ho antoka; i Jônatàna indray nanolotra azy tamin’ny fianakaviany isany avy. Jereo ny toko |