Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:89 - Baiboly Katolika

89 Nampitondrainy jaigrafy volamena izy, tahaka izay fanome ny havan’ny mpanjaka, ary nomeny azy ho fananany i Akrôna mbamin’ny faritaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

89 Nandefasany jaigrafy volamena izy, fanomezana tahaka izay fanao amin’ny olona antsoina hoe «havan’ny mpanjaka»; ary nomeny azy ho fananany koa ny tanàna Hekrôna mbamin’ny faritra manontolo miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:89
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra