Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:88 - Baiboly Katolika

88 Nony nandre izany zava-niseho izany i Aleksandra mpanjaka, dia nomeny voninahitra vaovao indray i Jônatasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

88 Nony nandre izany zava-niseho izany i Aleksandra mpanjaka, dia nanome voninahitra vaovao indray an’i Jônatàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:88
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra