Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:87 - Baiboly Katolika

87 Izay vao niverina ho any Jerosalema i Jônatasy mbamin’ny miaramilany, nitondra babo sarobidy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

87 Izay vao niverina ho any Jerosalema izy mbamin’ny miaramilany nitondra babo maro.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:87
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra