Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:86 - Baiboly Katolika86 Nony avy teo i Jônatasy dia tonga nitoby teo akaikin’i Askalôna, ka tonga nitsena sy nanome voninahitra lehibe azy ny mponina tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara86 Avy eo i Jônatàna dia lasa nitoby teo akaikin’i Askelôna ka tonga nitsena sy nanome voninahitra azy ny mponina tao. Jereo ny toko |