Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:85 - Baiboly Katolika85 Sahabo ho 8.000 no isan’ny matin-tsabatra sy levon’ny afo tamin’izay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara85 Sahabo ho andiany valo ireo vatan-dehilahy matin-tsabatra na levon’ny afo tamin’izay. Jereo ny toko |