Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:84 - Baiboly Katolika

84 Nodoran’i Jônatasy i Azota mbamin’ireo tanàna manodidina azy, nony avy namaboany; nodorany koa ny tempolin’i Dagôna mbamin’izay rehetra nialoka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

84 Ary namabo an’i Asdôda sy ireo tanàna manodidina kosa i Jônatàna, dia nandoro azy; nodorany koa ny tempolin’i Dagôna mbamin’izay rehetra nialoka tao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:84
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra