Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:83 - Baiboly Katolika83 Niparitaka teo amin’ny tany lemaka ny mpitaingin-tsoavaly, ary niditra tao Azota ny mpandositra, dia nitsofoka tao Bety-Dagôna, tempolin-tsampin’izy ireo, mba hahita fialofana ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara83 Niparitaka teo amin’ny lemaka ny mpitaingin-tsoavaly; nihazo an’i Asdôda ireo mpandositra ka niditra ny tanàna ary nitsofoka tao amin’ny tempolin’i Dagôna andriamani-tsampin’ny Asdôdita, mba hialoka ao. Jereo ny toko |