Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:82 - Baiboly Katolika82 Dia nampandrosoin’i Simôna tamin’izay ny miaramilany, hamely ny antoko-miaramila an-tongotra, fa efa lany hery ny mpitaingin-tsoavaly, ka resiny sy vaky nandositra terỳ ny Sirianina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara82 Tamin’izay no nampandrosoin’i Simôna ny tafiny hamely ny antoko miaramila sirianina, fa efa lany hery ny mpitaingin-tsoavaly; dia resin’i Simôna ny fahavalo ka vaky nandositra. Jereo ny toko |